<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>349</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Dera re, laza anie !
 Ho an'Andriamanitra !

[V2]
 Aoka ny tany re,
 Mba hiadana anie !

[V3]
 Ary ny olony
 Aoka hankasitrahany !
 NY FIAINANA KRISTIANA
 1. NY ANTSON'NY FILAZANTSARA</lyrics>
<title>Dera re, laza anie FFPM349</title>
</song>